1. Justin Razaka (vadin'i Rtoa Razanadraibe ary rain'i Justine Ratsaraibe, Charles Razafindrakoto, Louise Razafitsara, Henriette Razafindraketaka, Claire Raharisoa, Clarice Rafarasoa, Suzanne Raharilina ary Marcel Razaka-Razorilina).

2. Justine Ratsaraibe (zanak'i Justin Razaka sy Razanadraibe vavimatoa).

3. Simplice Razafindrazaka (vadin'i Razanabahoaka, mpiray tampo amin'i Rakotovao sy Rtoa Ravaonirina 'Nenivao" ary Rtoa Ramira).

4. Rakotolahy (vadin'i Ravaonirina "Nenivao").

5. Rakotovao (vadin'i Rtoa Raketamanga ary rain'i Justin Razaka, Berthine Razafindrafara, Juliette Ratsiorimisa, Rakoto Bert, Jeannette Rasoanalimanana ary Joseph Ravalison).

6. Paul Ranaivo (vadin'i Rafara ary rain'i Hélène Ravaoarinera, Gabriel Andriantseheno, Rtoa Ravalinisa, Jaona Rakotovao, Rtoa Raharimisa ary Samuel Andriamizaka).

7. Jaona Rakotovao (vadin'i Jeannelle Razaiarisoa).

8. Rakoto Bert.

9.

10. Rtoa Rafara (vadin'i Paul Ranaivo + Jereo Nº6 ).

11. Rtoa Ramira (vadin'i Andriantseheno ary mpiraitampo amin'i Rakotovao sy Simplice Razafindrazaka ary Ravaonirina sy Ramira).

12. Be Rafara.

13. Rtoa Ravaonirina "Nenivao" (vadin'i Rakotolahy ary mpiraitampo amin'i Rakotovao sy Simplice Razafindrazaka ary Rtoa Ramira. Jereo Nº4 ).

14. Rtoa Razanabahoaka (vadin'i Simplice Razafindrazaka ).

15. Rtoa Razanadraibe (vadin'i Justin Razaka + Jereo Nº1).

16. Rtoa Ravalinisa (vadin'i Pasitera Rakotondravohitra).

17. Juliette Ratsiorimisa (zanak'i Rakotovao sy Rtoa Raketamanga + Jereo Nº5).

18.

19. Hélène Ravaoarinera (zanak'i Paul Ranaivo sy Rafara + Jereo Nº6).

20.

21. Gabriel Andriantseheno (vadin'i Rtoa Ramasiarivelo).

22. Joseph Ravalison.

23. Rtoa Raharimisa (zanak'i Paul Ranaivo sy Rafara ary vadin'i Charles Randriambololona + Jereo Nº6).